Dikan'ny teny : boretaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Malemy mandrevo na bodaka : Vary son boretaka. • Enti-milaza olona mipetraka mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena. - t.i.f, : Aboretaka, voaboretaka, tafaboretaka 1 manaboretaka, fanaboretaka, mpanaboretaka 1 anaboretahana, fanaboretahana / miboretaka, fiboretaka, mpiboretaka / iboretahana, fiboretahana 1 mahaboretaka 1 boretadretaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel