1 a. : Karazan-kazo madinika nolazain'ny Ntaolo ho mahaboka raha atao kitay, nefa nataony fanafody amin' ny ferifery sy nanasitranany ny fivontosana mahavoa ny biby ompiana.
Ahitsio
2 p.t. : Lany fananana tamin'nY loka na sitra-po ; tsy manana na inona na inona intsony : Borona tamin' ny loka Rabe ka mitakiky vava foana ankehitriny.
Ahitsio