Dikan'ny teny : borotsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Fitambotsorana hiala eo amin'ny toerana ka midina ; fikorotsahana midi-na, fianjerana na fikodiavana moramora. - t.i.f.: Aborotsaka, voaborotsaka, tafaborotsaka 1 manaborotsaka, fanaborotsaka, mpanaborotsaka 1 anaborotsahana, fanaborotsahana I miborotsaka, fiborotsaka, mpiborotsaka / iborotsahana, fiborotsahana 1 mahaborotsaka / borotsadrotsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel