Dikan'ny teny : botanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Botataka p.t.: Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony. • Mivonto na mibontsina. - t.i.f.: Mibotanaka, fibotanaka, mpibotanaka 1 botanatanaka. Ahitsio
2 a. : BibY maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin'ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik'omby nafetaka ; endasin'ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel