Dikan'ny teny : boto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zazalahy kely : Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra eny+ ny nijery azy. • Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana. Ahitsio
2 a.: Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan'ny vorona sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel