Dikan'ny teny : bozaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Anarana ilazana ny karazan'ahitra ankapobeny : Lasa naka bozaka hatao kitay i Soa. - F.-p. : Bozaka aman'ahitra : enti-milaza ny vahoaka ankapobeny. ΒΆ M.h.: Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben'ny kintana, ny vodiahitrarivo. / Kitay bozaka: bozaka atao am-patana (mifanohitra amin'ny kitay hazo). / Mifako bozaka: maka bozaka handrahoan-kanina. / Oantra ny bozaka: be dia be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel