Dikan'ny teny : dabebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany : Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao : ity harona dabebaka it?y sa Iroa lavalava kely vava iroa ? ΒΆ M,h, : Tabebaka. - t.i.f. : Midabebaka, fidabebaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel