Dikan'ny teny : dabo-dela

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel