Dikan'ny teny : daboboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fianjerana ka ny tena manontolo no indray miantonta mafy. • Fidabohana mafy aharenesana feo midoboka. i tif f. : Dabobohana, adaboboka / manadaboboka na mandaboboka, fanadaboboka, mpanadaboboka / anadabobohana,fanadabobohana( midaboboka na miandaboboka, fidaboboka, mpidaboboka )idabobohana,fidabobohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel