Dikan'ny teny : dabofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fianjerana, ka ny tena manontolo no indray mivongady sy midaboka amin'ny tany, - t.i.f. : Midabofoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel