Dikan'ny teny : dabohana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Dabofana (daboka) mt.ih. (dabohy, dabofy) : Velezina, kapohina, tontaina : Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabofandrainy any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel