Dikan'ny teny : dabokandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin'ny tany be ahitra any an'efitra sy eny amin'ny andro fotsiny eny, ka matavy sy tonga vaventy (daboka). - F.-p. : Mpanao dabokandro : mpampiraoka omby any an'efitra, mpivarotra omby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel