Dikan'ny teny : dabolera

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. doublure) a : Sosony na saikiny zairina ao anatin'ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy sa-tria manenjana sy manatevina azy : Daboleran-tsatroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel