Dikan'ny teny : dada

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fiantsoana na filazana ny ray niteraka : Tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza dry i dada izay? / H.i. : Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain'ny tena: Hialoha lalana anao aho,ry dada, fa aza fady. Ahitsio
2 a. : Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin'ny amponga, izay fanaon'ny lehilahy ihany : *0hab. : Ny tsinjaka maro mpahay fa ny dada no sarotra ianarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel