Dikan'ny teny : dadaboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Fianjerana amin'ny tany, fahapotrahana tanteraka. - t.i.f. : Adadaboka, voadadaboka f midadaboka,fidadaboka / idadabohana, fidadabohana. Ny hevitr'ireo dia mitovy amin'ny sampantenin'ny Daboka ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel