Dikan'ny teny : dadaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Teny mikorontana sy misafotofoto noho ny fahamaikana hilaza zavatra ; kodedika. 1 t, i f. : Midadaka, fidadaka, mpidadaka ( idadahana, fidadahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel