Dikan'ny teny : daholo

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. the whoie) p. mt. : Rehetra tsy misy avahana : Nihoraka daholo ny mpianatra. (Marihina fa sady mamaritra ny matoanteny ny daholo no mifandray amin'ny teny lazaina : Nihinana paiso daholo ny mpianatra ; Nohanin'ny mpianatra daholo ny paiso. Araka izany dia mitovy hevitra amin'ny rehetra ihany izy saingy ny rehetra mpamaritra anarana ka atao manaraka ny anarana mandrakariva, ary izany koa matetika no mahatonga ny olona hampiasa azy roa miaraka : Nihinana Paiso daholo ny mpianatra rehetra; nohanin'ny mpianatra daholo ny palso rehetra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel