Dikan'ny teny : dalaboboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fianjerana mafy ka ny vatana manontolo no indray miantonta.l Fianjera andrenesana feo midoboka na mitora-jofo amin' ny vovoka. - t.i.f. : Adalaboboka/ midalaboboka, fidalabo boka, mpidalaboboka I idalabobohana, fidalabobohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel