Dikan'ny teny : dangy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Maty eo no ho eo, maty tampotampoka, maty tsy tra-drano, mitsitra eo no ho eo. ΒΆ M.h. : Jingy, jihitra. ~ H.i. : Enti-milaza ny olona lokin'ny hehy na mihomehy mafy, nefa amin'io hevitra io dia miampy ny teny hoe hehy izy : Dangin'ny hehy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel