Dikan'ny teny : danika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Famelin'ny herin' ny hainandro; hafanana avy amin'ny hainandro. - t.i.f. : Danihina,voadanika / midanika, fidanika, mpidanika f idanihana, fidanihana / mahadanika / danidanika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel