Dikan'ny teny : daondaona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Feo midobodoboka amin'ny zavatra velezina na mikodiadia. 1 H.o. : Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. - t.i.f. : Midaondaona, fidaondaona, mpidaondaona / idaondaonana, fidaondaonana / mahadaondaona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel