Dikan'ny teny : deboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Feon'ny rano voakapoky ny tanana na zavatra hafa. - t.i.f. : Mideboka, fideboka. Ahitsio
2 p.t. : Ilazana ny toerana iva sy lemademaka voahodidin'ny havoana na tendrombohitra. - F.-p.: An-deboka : Amin' ny toerana ivaiva takon-drivotra : Toa tsy hahasalama it? tandna it? izany fa an-deboka loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel