Dikan'ny teny : dedaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin'ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be haiejoana : Dedaka er? ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin'ny bisikileta. - t.i.f. : Midedaka, fidedaka, mpidedaka /idedahana,fidedahana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel