Dikan'ny teny : diabeta

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. diabète) a: Aretina azo fantarina amin'ny fivoahan'ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin'ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin'ny sakafo ka la-sa mivoaka amin'ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel