Dikan'ny teny : diakra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. diacre) a: (Fiv. kat.) MpanampY ny mpisorona amin'ny fanomez ana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel