Dikan'ny teny : diamanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Kilalao ifamelezana amin'ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana : Mamaia diamanga. Ny dia- manga izay atao koa hoe da-ka dia kilalaon'ny zanak'I-merina indrindra, izay nifanaovana am-bakitany taloha fa vao taty aoriandriana no lasa kilalao nifanaovan'ny tsirairay ; maro karazana ny diamanga, fa dimy no malaza indrindra : ny antsatoka, ny kapatokana, ny ambadika, ny kopala, ary ny antongomby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel