Dikan'ny teny : diavolana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahazavana avy amin'ny volana : Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka. 1 p.t. : Misy volana : Diavolana ny andro. a F.-p. : Mahadiavolana ny fo : mahafalifaly ny fo : A-taovy izay mahadiavolana ny fonao. * Fiten. : Ny diaoolan-ko la-va, ny kilalao mbola ho ela : enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin'nY asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminY fa mbola misy fotoana hahazoany manarina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel