Dikan'ny teny : diboka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho : Dibo-drano ny tanimbary. 1 H.o. : Feno: Dibokafaliana ny fonay amin'izao fahatongauanao izao. - t.i.f. : Dibohana ( midiboka, fidiboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel