Dikan'ny teny : didimananjara

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Fomban'akanjo atohy amin'ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin'ny valahana : Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa 1 H,i. : Ny akanjo misy izany fomban'akanjo izany : Mitondra akanjo didimananjara Ramavo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel