Dikan'ny teny : dieny

Hampiditra dikany vaovao
1 ppt• feh.: Famintinana„ ny hoe dia ny, izay midikâ hoe : raha mbola : Miasà die- , ny matanjaka. * Ohab. : Mandehana dieny mbola ma-laina fa rehefa mazoto tsy afaka intsony: Entina hampirisihana olona hanao asa na dia malaina aza, fa rehefa mazoto, sao dia tsy hanampotoana na tsy ho afaka hanao indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel