Dikan'ny teny : difiteria

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. diphtérie) a.: Aretin'ny ankizy indrindra, izay miseho amin'ny tenda maharary miaraka amin'ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsY miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsY voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan'ny marary kamahafaty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel