Dikan'ny teny : dika

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra; fanovaria tenim-pirenena iray ho amin'ny teny hafa. - t.i.f. : Dikaina, adika / mandika, fandika, mpandika / andikana, fandikana / midika / mahadika. ? F.-p, : Dika soratra : Famerenana na fakana tahaka soratra ao anaty boky na eny amin'ny solaitrabe. / Di-ka teny : fandikan-teny : Sarotra ny manao dika teny. / Dikan-teny : teny namadihana teny hafa : Ataoko fa diso io dikan-teny io. / Manao dika uilana : mandika teny tsy araka ny tokony ho izy. / Tsy misy dikany : tsy misy antony, tsy misy fotony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel