Dikan'ny teny : dilatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. - t.i.f. : Mandilatra. Ahitsio
2 a. : Vovo-tany maivana entin'ny rano amin'ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany : Tany dilatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel