Dikan'ny teny : dilotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Feo re avy amin' ny fifampikasohan'ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana. * t.i.f. : Dilorina, adilotra, voadilotra / mandilotra, fandilotra, mpandilotra / andilorana, fandilorana / midilotra, fidilotra, mpidilotra / idilorana, fidilorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel