Dikan'ny teny : dimbinantsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ahitra na a-nana izay maniry eo amin'ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina amin'ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran'io karazan'anamamy io hoe : anamamy dimbin'antsy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel