Dikan'ny teny : dimy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.i. : Efatra ampiana iray : Dimy ny rantsan'ny ta-nana anila. - t.i.f. : Dimina / manadimy, fanadimy, mpanadimy / anadimiana, fanadimiana / m?dimy, fidimy, mpidimy / idimiana, fidimiana 1 fahadimy / indimy, tsidimidimy / manindimy / fanindimy / ampahadimy / hadimiàpa / sasapahadimy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel