Dikan'ny teny : dindonivainga

Hampiditra dikany vaovao
1 1-Ny Dindonivainga dia teny mamaritra ny tontolo ivelan'ny hita maso; raha rasaina io teny io dia mizara roa DINDO> midika hoe aloka, VAINGA> dia izay azo tsapai-tanana sy hitan'ny maso rehetra. Marihana fa ny hitan'ny maso dia miatomboka amin'ny bitika indrindra ka hatrany amin'ny vaventy indrindra. 2-Tara-kevitra noforonon'i Dofin Raf ny dindonivainga izay nentiny nandikana ny teny frantsay hoe " métaphysique" saingy ny dindonivainga dia misy fiheverana vaovao izay milaza ny fisian'ny fitsingeringerenana eo anivon'ny fisiana. Hita izany tara-kevitra izany ao amin'ny tranokala dofinraf.blogspot.com Ao anatin'ny dindonivainga dia misy rindra sy hetsika miharo tara-pisainana ara-javakanto : ny ara-panahy , satria araka ny fihevitr'i Dofin Raf dia tsy hafa misaraka ny dindonivainga sy ny ara-panahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel