Dikan'ny teny : dingana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Refin'ny elanelan'ny tongotra roa eo ampamindrana : Lava dingana ianao izany noho izaho. ? Halavan-drefy mitovy amin'ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry : 0,60 m). * t.i.f. : Dinganina, voadingana / mandingana, fandingana, mpandingana / andinganana, fandinganana / mahadingana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel