Dikan'ny teny : diosezy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. diocèse) a: (Fiv. kat.) Faritany eo ambany fitondran'ny eveka iray, izay mandidy mahatapaka eo amin'io faritra io rehefa manaraka ny sori-dalan'ny Eglizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel