Dikan'ny teny : dirandoza

Hampiditra dikany vaovao
1 (idiran-doza) : Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa : May, hono, ny tranon-dRazafy ar? Ankorahotra. Dirandoza mari-na! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel