Dikan'ny teny : disoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (diso) mt.ih. (disoy) : Tsy natao marina : Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao. ? Dikaina : Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao/ Melohina : Disoiko ny hevitrao, Raondriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel