Dikan'ny teny : ditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza : Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka. ~ Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza : Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. - t.i.f. : Dirina 1 miditra, fiditra, mpiditra 1 idirana, fidirana 1 mifanditra, fifanditra, mpifanditra 1 ifandirana, fifandixana 1 maditra, haditra 1 an-ditra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel