Dikan'ny teny : dity

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ranon-javatra na ventiny koa aza, voavoatra mba hoenti - manakambana na mampiraikitra taratasy na hazo na zavatra hafa. - t.i.f. : Ditina na ditiana, adity, voaditY 1 manditY, fandity, mpanditY 1 anditiana, fanditiana 1 midity, fiditY 1 iditiana, fiditiana I mabaditY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel