Dikan'ny teny : doadoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (dohadoha) a. : Eboebo, hadedahana; teny feno rehareha sy hambo. - t.i.f. : Midoadoa, fidoadoa, mpidoadoa / idoadoana, fidoadoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel