Dikan'ny teny : doany

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana. Ahitsio
2 na Ladoany (fr. doua-ne) a. : Vola aloa ho fadintseranana. / Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel