Dikan'ny teny : dobibika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fivangongoan-javatra betsaka tsy misy ilana azy ; fitobian-javatra tsy dia manahoana. - t.i.f. : Adobibika, voadobibika / manadobibika,fanadobibika, mpanadobibika I anadobibihana, fanadobibihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel