Dikan'ny teny : dodonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dodona) mt. ih. (dodony) : Asaina mandeha haingana : Dodony izy fa ha-riva ny andro. ~ Terena, po-ratina : Tsy navelako fa nododonako mba handoa ny volako ilay Rangahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel