Dikan'ny teny : dofaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza setroka na vovoka mipololotra miakatra na fofona manetona lavitra. 1 t.if. : Dofahana 1 manadofaka, fanadofaka, mpanadofaka 1 anadofahana,fanadofahana 1 midofaka, fidofaka, mpidofaka 1 idofahana, fidofahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel