Dikan'ny teny : dohaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena. - t.i.f. : Adohàka / midohàka, fidohàka, mpidohàka / idohàfana, fidohàfana. Ahitsio
2 p.t. : Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. - t.i.f. : Midohaka, fidohaka, mpidohaka / idohafana, fidohafana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel