Dikan'ny teny : doko

Hampiditra dikany vaovao
1 o. : Sanga na vola atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka.l Nofo na mokon-doha hita amin'ny vavan'ny vorona indraindray na amin'ny oron'ny olona sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel